Inona no atao hoe Sarintava

Ny sarintava (tsy misy tsipi-panohizana) dia kamban-teny avy amin'ny hoe sary sy tava. Azo adika amin'ny teny vahiny hoe "avatar". Eto amin'ny serasera.org dia ampiasaina izy hanehoan'ny tsirairay sary hamantarana azy eo amin'ny takelaka rehetra.

Hampiditra sarintava

Sarintava vao tonga