Fandraisana Hampiditra sarintava Momba ny takelaka Hisoratra anarana Sign in
  • English
  • Français
  • Malagasy

Fanamboarana sarintava

Submitted by: hery
On: 08/05/2009

 

Raha misy fanontaniana hafa dia apetraho eto ambany.

Comments:

1. ora

Miarahaba anao, tena mahagaga ahy ny antony nanesorana ilay sarotava mba nataoko tao nefa sady tsy mamoa fady notsy miteny ratsy fa amiko dia tena mahafinaritra aza ny mijery an'ilay izy. Misaotra indrindra

2. ZAHO

tsy mbola fantako ny momba

3. KAKOO

YSY METY TAFIDITRA NY SARIKO ?misy error407

4. soanja

Salama i Hery,

Saika mba hanontany kely fotsiny aho hoe mila miandry kely ve vao mivoaka eo amin'ny serasera ny saritava? Vao teo mantsy no nampidiriko ary hitako fa voatahiry ilay izy . Azafady fa manelingelina anao kely aho.

Misaotra indrindra. Soanja

5. badeda71

Miarahaba ! za de manova sarintava nefa rehefa manoritra efajoro anamboarana ny sary dia tsy mety, marihiko fa Macinthos no machine apiasaiko, ary rehefa manindry "tehirizo ny sary" dia misy affichage manao hoe erreur be dia be ka mangataka vaha olona tompoko

6. badeda71

Miezaka aho mamerina manova ilay sarintava fa tsy mety foana, ary rehefa manoritra ilay efajoro araky ny voalaza dia tsy mety koa. Ary rehefa manindry ilay hoe "Tehirizo ny sary" dia toy izao no mipoitra "A PHP Error was encountered

Severity: Warning

Message: Division by zero

Filename: controllers/avatar.php

Line Number: 173". Mila vaha olana aho inona no ataoko

7. nokasaina

Fa maninona kay azafady no tsy afficher eo amn'ny profil ko ny saritava nampidiriko tao. misaotra indrandra tompoko ô!

8. Hery

Rehefa manova sarintava dia mbola ilay sarintava taloha voatahirin'ny ordinatera-nao no miseho mandritra ny minitra vitsivitsy. Fa hiova ihany izany rehefa avy eo.

9. dadabe

tsy mety miova ilay saritavako kle

10. tinalove

asiana modification ilay sarytava dia ahoana no manamboatra azy zan hoe somary amboarina fa lay sary ao ihany no atao.Merci

11. Hery

tinalove> Mandehana eo amin'ilay hoe Hampiditra sarintava dia fidio ilay hoe "Sary nampidirina teo aloha"

12. rraony

salama enao,aoana no fomba hanampidirako ny sariko eo satria adinoko ny nametraka azy tamin'ny voalohany?

13. raserase

slt,tsy mety tafiditra ilay sarin-tava fa mila fanampiana eo @efajoro aho dia tsy mandeha intsony(tsy misy validation)sady le format ecran koa tokony ajuster ,merci

14. voaramanitra

Tsy mety miseho ilay sarintanva????

15. ratsy

nampiditra sarintava za fa toa tsy miseho eo aminle tokony hisehony le izy ?

16. mirananirina

manahoana
mahagaga ahy ireo sariko mipoitra eto aminy fandraisana ireo ka raha azo atao anie ny manala ireo azafady dia alaina teo fa angamba eo no angalan'olona azymisaotra

17. haravoana

alefanareo mail ve ny valin'ilay fanontaniana

18. haravoana

mampiditra ilay saritava aho tany amin'ny Internet fa tsy mety tafiditra mihitsy ilay izy ity ilay lien-ny: http://www.marocfemme.net/wp-content/upls/2008/04/104.jpg

19. sapoty

salama topoko, mba saika anotany hoe sariny tava, izany moa video sa inona

Add a comment







[*] Required