Momba ny takelaka
Ireo izay efa niara-nivoatra tamin'ny serasera.org dia nahita ny fivoaran'ny Solaitra ihany koa. Koa amin'izao fotoana izao dia miditra amin'ny voatra vaovao mihitsy ny Solaitra. Mindrana ny framework Codeigniter izy saingy ny firindran'ny modules dia mitovy amin'ny taloha ihany.
Mbola tsy stable mihitsy ny solaitra amin'izao kanefa efa azonao arahina ny fivoarany. Mba hitarihana ireo namana ao amin'ny CI Community dia CI-CMS no anarana entiny eo anivon'ny tontolon'ny CI. Fa hovaina Solaitra io rehefa mivoaka ny version stable